-x-antambahoaka_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 7 Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba ho atôny batisa, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.