-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/44.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 44 De namaly ndreka iary zareo ka nizaka hoe: 'Tompo! ovena zahay nahita Anao mosarena, na te hinan-drano, na nivahiny, na niboridagna na narary, na ny tany am-pigadrana, ka tsy nanompo Anao? \v 45 De Izy hamaly an'iay zareo ka nizaka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, fa zay tsy nataonareo tamin'ny raika tamin'ny madinika io, de tsy nataonareo taminaha.' \v 46 Io de ho alefa ho ao amin'ny fanasaziana mandrakizay fa ny marina koza ao amin'ny fiaignana mandrakizay."