-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/01.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 1 Ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'ny virjiny folo izay nangalaka ny jirony ka nandeha niaogna tamin'ny mampakatra. \v 2 Foka ny dimy tamin'iary zareo fa ny dimy koza kanty. \v 3 Ndreka nitondra ny jirony iary zareo virjiny foka de tsy nitondra solika niaraka tamin'azy. \v 4 Fa iary zareo virjiny kanty koza de nitondra fampirimana solika niaraka tamin'ny jirony.