-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/15.txt

1 line
614 B
Plaintext

\v 15 Fa ndreka nahita ny raha mahagaga namboariny ny leben'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, sady regnin'iary zareo koa ny zaza biatka naresaka tamin'ny tempoly hoe :"Hosana ho an'ny zanak'i Davida", de vignitra be iary zareo.\v 16 De nizaka taminazy iary zareo hoe :"Regninareo raha zakain'olona zany va?" De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe :"Aika! Ka tsy mbola nivakinareo mintsy ma ny hoe :"Avy amin'ny vavan'ny zaza bitaka mban'ny zaza minono no nandavorariana ny fiderana?"\v 17 Avy eo de nengan'i Jesôsy iary zareo ka nandeha tagny amin'ny tanànan'i Betania Izy sady nipetraka tagny tamin'ny alina.