-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/28.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 28 Amin'izany alay agny amin'azy ny talenta de omeo miaraka amin'ny tombony. \v 29 Fa zegny managna de omena be kokoa mihôtra lavitra aza. Fa ho an'iary zareo zegny tsy mbola managna ndre ino ndre ino koza, ndregny anagnany de alaina amin'azy. \v 30 Areo agny amin'ny mizigna agny ambelagny ny mpanompo tsy tsara, agny no misy fitomagnena mban'ny fikotroha-nify.