-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/18.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 18 De karan'izao ny fitrangan'ny faterahan'i Jesôsy Kristy. Ndreka natokana hanambady an'i Josefa i Maria endrin'i Jesôsy talohan'ny niarahan'iary zareo, de hita fa bevohoka avy tamin'ny Fanahy Masina izy.\v 19 Fa Josefa vadiny, de lilahy marina, sady tsy te hangala baraka an'azy ampahibemaso. De nanapa-kevitra fa hanapaka an-tsokosoko ny fifanekena nataony tamin'azy.