1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
\v 15 Mitadrema amin'ny mpaminagny sandoka, zay magnatonga anareo amin'ny fisikinan'ondry nefa izy de amboadia tena mpihaza.\v 16 Avy amin'ny voany no afataranareo an'azy reo. Mambely voaloboka egny amin'ny fafantsy ma ny olona, na aviavy egny amin'ny sisasisa?\v 17 Mitovy amin'ny zany, ny kazo tsara marobe de mamôka voatsa, fa ny kakazo ratsy de mamôka voa ratsy. |