-x-antambahoaka_mat_text_reg/28/18.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 18 Nagnatogna an'iary zareo Jesôsy ka nikorana tamin'iary zareo ka nizaka hoe: "Efa nomena Anaha ny fahefana marobe agny an-dagnitra de ety an-tany.\v 19 Ka mandiana de atôvy tonga mpianatrako ny firenena marobe. Amboary batisa izy iregny amin'i agnaran'ny Ray, ny Zanaka, de ny Fanahy Masina.