-x-antambahoaka_mat_text_reg/28/11.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 11 Raha mbola tan-dalàna igny izy roy vavy, igny, ny sanagny tamin'iary zareo mpiambina nandea tagny amin'ny tanàn-deibe sady nizaka tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny raha marobe zay niseho.\v 12 Ndreka nihaogna tamin'iregny lohan'ny mpisorogna ka nikorana mikasikan' ny olagna tamin'iary zareo, de nagnome vola be an'iregny miaramila iary zareo\v 13 sady nizaka an'iary zareo hoe: "Zakay amin'ny sanagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina iregny mpianatr'i Jesôsy de nangalatra ny vatagny naha mbola nandry zahay.'