-x-antambahoaka_mat_text_reg/28/05.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 5 Nikorana tamin'izy roy vavy i anjely igny ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Aza matahotra, fantatro fa miaragna an'i Jesôsy anareo, i nifantsihana tamin'ny hazofijaliana igny.\v 6 Tsy ato Izy, fa efa nitsangana, araka ny efa nizakany. Malaky aty jereo ma ny fandrena zay nandren'ny Tompo.\v 7 Mandiana malaky de zakay iregny mpianatrany hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy. Igny, efa nandea taloha anareo agny Galilia Izy. Agny ny hahitanareo an'Azy.' Izany, efa nizakaiko taminareo."