-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/48.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 48 Eo no eo de nihazakazaka ny raika tamin'iary zareo nangala eponjy, ka nanjoboka an'izany tagnaty vinegra, de napetrany tamin'ny tohina volo, de nagnome an'Azy mba hoaniny.\v 49 Ka ny sanagny tamin'iary zareo nizaka hoe: "Avilay Izy. Fa mba hotantsena eo na hamonjy an'Azy Elia." \v 50 De nihoaika tamin'ny feo mafy ndreka Jesôsy sady nagnome ny fanahiny.