-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 32 Ndreka nivôka iary zareo, de naita lilay raika avy angy Syrena antsovana hoe Simona, zay notereny hangarakan'iary zareo mba hilanja ny hazofijaleny.\v 33 Nandea amin'ny toerana atsoina hoe Golgota iary zareo, izay atao hoe "Toeranan'ny Karandoha."\v 34 Nampinan'iary zareo divay mifangaro afero Izy. Ndreka nandramany zany, de tsy nihinagna Izy.