-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 17 Nony zany ndreka niara-nivorovoro iary zareo, de nizaka Pilato tamin'iary zareo hoe: Iza no tenareo halefako hô anareo? Barabasy, sa Jesôsy zay atao hoe Kristy?"\v 18 Lalany fa nony fialognana no nagnomezan'iary zareo an'i Jesôsy tamin'azy.\v 19 Na nitometra tamin'ny seza ny fitsarana izy, de nizaka tamin'ny vadiny izy hoe: "Tsimanagna na ino na ino atao amin'ity lilahy tsy manatsigny ity aho. Fa malahelo be zaho niany tamin'ny nofy azoko momba an'Azy".