-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/01.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 1 Vô mandraigna ny andro, de nikendry raha hagnaratsena an'i Jesôsy mba hamonoana an'Azy iary zareo mpanora-dalana mban'ny mpisorona sady ny loholona marobe.\v 2 Ny fatoran'iary zareo Izy, de taritina tagny ambelagny, de naterina tamin'i Pilato governora Izy.