-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/71.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 71 Ndreka nivôka ny vavahady izy, de nisy mpanompo viavy hafa nahita an'azy sady nizaka tamin'ny zegny teo hoe: "Ity lilahy ity my koa de niaraka tamin'i Jesôsy avy agny Nazareta." \v 72 Mbola nandà ndreka izy niaraka tamin'ny fianianana hoe : "Tsy fantako zany lilahy zany!"