|
\v 69 De nipetraka tambelagnan'ny kianja Petera, de nisy mpanompo viavy tonga nagnatogna an'azy nizaka hoe: "Anao my koa de niaraka tamin'i Jesôsin'ny Galilia." \v 70 Fa nandà an'izany tamin'iary zareo teo izy, magnano hoe: "Tsy fantako raha koragninareo zany." |