-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/49.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 49 Teo no ho eo my de nagnatogna an'i Jesôsy iary zareo nizaka hoe: "Finaritra, Raby!" De nagnoroka an'Azy izy. \v 50 Hoy Jesôsy tamin'azy hoe: "A akama, atôvy zegny anton-dianao eto." Avy eo tonga iary zareo, nagnampatra tagnana tamin'i Jesôsy, sady nanambotra an'Azy.