-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/47.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 47 Raha mbola nizaka Izy, de tonga Jodasy, raika tamin'ny roy ambin'ny folo. Nisy fokonolona maro niaraka tamin'azy avy amin'ny lehiben'ny mpisorona mban'ny loholona. Tonga niaraka tamin'ny sabatra mban'ny langilangy iary zareo. \v 48 De nagnome famantarana an'iary zareo lilahy hamadika an'i Jesôsy, magnano hoe: "Zegny fagnorohako, no Izy. Sambory Izy."