-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/12.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 12 Fa ndreka nandraraka an'igny menka magnitra igny tamin'ny vatagnako izy, de nataon'ny ho an'ny fandivegnana Anaha izany. \v 13 Zakaiko marin aminareo, n'aza n'aza hitorena ny filazantsara eto amin'izao tontolo marobe izao, zay nataony viavy ity de zakaiko my koa ho fahatsarovana an'azy."