-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/10.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 10 Fa Jesôsy, nahafantatra an'izany, de nizaka an'iary zareo hoe: "Nagnino anareo na manahiran-tsaigna an-draviavy? Ka raha tsara an'i arô nataony taminaha. \v 11 Aminareo eo magnalinandro ny sahiragna, fa Izaho de tsy ho aminareo magnalinandro.