-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/01.txt

1 line
205 B
Plaintext

\v 1 Ndreka vitan'i Jesôsy raha nizakainy marobe zany , de nizaka tamin'ny mpianatrany Izy hoe: \v 2 "Fantatrareo fa afaka roy andro ny Paska,de hatolotra hifantsiana amin'ny hazofijalena ny Zanak'Olona."