-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/41.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 41 De izay hizaka amin'iary zareo zegny eo ankaviany hoe: ' Mengà aminaha, anareo zegny vôhozogna, ho agny amin'ny afo mirehitra mandrakizay zay efa vôhomagna ho an'ny devoly sy ny anjeliny, \v 42 satria mosarena Aho, fa tsy nomenareo hanina; te hinan-drano Aho, fa tsy nomenareo ho goina; \v 43 nivahiny Aho, de tsy nampandrosoinareo, tsy niakanjo Aho, nefa tsy nampekanjoinareo;narary sady tao am-pigadrana Aho, fa tsy nokarakarainareo.'