-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/19.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 19 Ka fotôna ela taty afara de niherigna ny mpampiasa ny mpiasany de nandamin-draharaha tamin'iary zareo. \v 20 Niditra ny mpiasa nahazo talenta dimy sady nitondra talenta dimy hafa. Nizaka izy hoe: "Tompoko, namenao talenta dimy izaho. Ka nampitombo talenta dimy hafa aho." \v 21 Nizaka ny mpampiasa tamin'azy hoe: " Tsara izany ry mpiasa tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha vitsivitsy anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalen'ny mpampiasanao."