-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/10.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 10 Ndreka nandeha nivanga iary zareo de tonga ny mpampakatra,de zegny efa vognona de niara-nandeha tamin'azy ho ao amin'ny fanasam-panambadena, ka nihidy ny vavahady. \v 11 Ndreka afaka zany de tonga koa ny virjiny sanagny ka nizaka hoe: " Tompoko, Tompoko, mba vohay izahay." \v 12 Fa namaly izy de nizaka hoe: "Zakaiko marina aminareo, tsy mafantatra anareo aho." \v 13 Koa amin'izany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny lera.