-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/43.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 43 Ka fantaro ity, na lalany ny tompotragno hoe amin'ny firy alina ny heven'ny mpangalatra, de mety niambigna izy ka tsy nabelany ho vaky ny tragnony.\v 44 Nony zany de tsy mentsy miomagna my koa anareo, fa ho avy ny Zanak'Olona amin'ny andro tsy ampoizinareo.