-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Ndreka nipetraka tan-tendrimbohitr'Oliva Izy, de nagnatogna an'Azy mangingina ny mpianatrany ka nizaka hoe: "Zakay aminay, ovena io raha marobe io no hiseho? Ino no halalana ny fevenao sy ny fara-andro?" \v 4 Namaly Jesôsy ka nizaka an'iary zareo hoe: "Mitandrema mba tsisy hamitaka anareo". \v 5 Ka ho marobe ny ho avy amin'ny agnarako.De hizaka ary zareo hoe: 'Izaho no Kristy,' ka marobe ny ho voafitaka.