1 line
345 B
Plaintext
1 line
345 B
Plaintext
\v 27 Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa anareo de kara ny fasagna voalalotra fotsy; zay tsara ivelagny, fa ny ao agnatiny koza de feno ny tôlam-paty sy ny loto marobe. \v 28 Kara zany my koa, ety ivelagny anareo miseho ho marina eo amin'ny olona, anefa ny ao agnatinareo de feno fihatsaram-belatsihy sy heloka. |