-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/25.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 25 Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa sasanareo ny ivelagn'ny kapôka sy ny kopy, anefa ny ao agnatiny de feno fagniriana sy filana.\v 26 Anareo fariseo jamba! Sasay aloha ny ao agnatin'ny kapôka sy ny kopy, mba hanjary madio my koa ny ivelagny.