-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/16.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 16 Lozanareo, mpitarika jamba , anareo zay mizaka hoe: 'Niza niza mifanta amin'ny fiangonana, de tsisy dikany zany. Fa niza niza mifanta amin'ny volamenan'ny fiangonana, de vôfatotry ny fiaignany izy.' \v 17 Anareo jamba foka! Iza ny leibe indrindra, ny volamena sa ny fiangonana zay magnano ny volamena ho masina?