-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/08.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 8 Fa anareo tsy azo antsovana hoe: 'Raby', fa raika my ny mpampianatranareo, sady mpirahalahy anareo marobe.\v 9 De aza magnatso ny olona ety an-tany hoe rainareo, fa raika my ny Rainareo, ka Izy de agny an-dagnitra.\v 10 Anareo aza magneky antsovana hoe: 'Mpampianatra', fa raika my ny mpampianatranareo, de i Kristy.