-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/04.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 4 Aika, fehezin'izy iregny ny enta-mavesatra zay sarotra handao, de aveo de apetrak'iary zareo amin'ny sorokan'olona. Fa tsy mba hagnetsika ny ratsan-tagnàna raika akory ny tegnan'iary zareo hitondra an'azy iregny.\v 5 Magnano ny asany aby iary zareo mba ho hitan'ny olona. Fa ataon'iary zareo malalaka ny filakiterany, ka itarin'iary zareo ny morogn'akanjony.