-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/25.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 25 Nisy ampiralahy fito. Nanambady ny vôlohany de maty aveo. Maty tsy niteraka, ka napetrany ho an'ny ralainy ny vadiny.\v 26 De nagnano kara an'izany my koa ny faharoy, de mbola kara an'zany my fahatelo, karan'zany fezay ziska tamin'ny fahafito.\v 27 Tafaran'izy marobe reo, de maty i viavy igny.\v 28 Ka amin'ny fitsanganan'ny amin'ny maty, ho vadin'iza aminazy fito miralay izy? Satria efa samby vadiny aby zareo marobe io."