-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/08.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 8 Aveo de nizaka tamin'ny mpanompony izy hoe: Efa vognona ny fanambadena, fa zay natsovana no tsy avy(tsy mendrika).\v 9 Noni zany de mandiana egny amin'ny sampagnan- dalagna de mangatsova olona marobe ndreny hitanareo mba hotonga amin'ny fety nifanambadena.\v 10 Nandea tegny an-dalambe ny mpiasa de nagnotrika olona marobe ndregny hitany iary zareo, na ny tsara na ny ratsy. Ka de feno vahiny ny efi-tragno lebe nisy ny fanambadena.