-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/05.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 5 Nefa tsy niraraha iary zareo fa dila nandea, ny raika namonjy ny fiompiany, ny hafa tamin'ny fivarotany.\v 6 Ny sanagny nanambotra ny mpiasan'ny mpanjaka, nangala baraka sady namono an'iary zareo.\v 7 Vingitra ny mpanjaka de nagniraka ny miaramilany, Ka namono ny mpamono olona iary zareo, amban'ny nandoro ny tanànany.