-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/33.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 33 Tenoy fagnoharana raika hafa ity. Nisy lilahy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Avy teo izy de nandeha tamina tanàna hafa . \v 34 Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho agny amin'ny mpamboly voaloboka hangala ny vokatrany.