-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/28.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 28 Ka magnano akory ma ny hevitra anareo? Nisy lilahy raika nanagna zanaka roy lahy . Nenga amin'ny voalohany izy de nagnano hoe: 'Zanako, mandiana miasa amin'ny tanimboaloboka agny niany.' \v 29 Ny zanagny lilahy namaly an'azy hoe: "Tsy ho agny aho," fa niova hevitra my izy aveo de nandeha.\v 30 Aveo de nandeha tamin'ny faharoy izy de nizaka karan'izany koa. Namaly izy de nizaka hoe: "Ho agny, aho tompoko, nefa tsy nandeha agny izy.