-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/25.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 25 Ny batisan'i Jaona- avy taza ma neveny? Avy tan-danitra sa avy tamin'olombelona?" De niady hevitra iary zareo, nagnano hoe: "Na mizaka antsena hoe, 'Avy tan-danitra,'hizaka amintsena Izy hoe: ' Fa magnino zany anareo na tsy mino an'Azy?' \v 26 Fa na mizaka antsena hoe: 'Avy tamin'olombelona', matahotra ny fokonolona io antsena, satria iary zareo maro be de mieritreritra fa i Jaona de kara mpaminany". De namaly an'ny Jesôsy iary zareo sady de nizaka hoe: "Tsy lalanay." \v 27 De nizaka my ko Izy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa de mba tsy hizaka aminareo hoe avy aza ny fahefana agnamboarako an'ny raha io.