-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/23.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 23 Vatany vô niditra tan-tempoly Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny lehiben'ny mpisorona mban'ny zokiolona ndreka nampianatra Izy ka nizaka hoe: " Fahefana avy aza ma ny agnamboaranao an'ny raha io, de iza koa nagnome Anao an'ny fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Hametraka fagnotanena raika aminareo my koa Aho. Raha zakainareo Aminaha, de ho zakaiko aminareo ny fahefana agnamboarako ny raha izany.