-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/20.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 20 Ndreka nahitan'ny an'izany ny mpianatra, de gaga iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ma nahatonga de nahamaigna an'ny aviavy tiky?" \v 21 Namaly Jesosy ka nizaka an'iary zareo hoe: " Zakaiko tsara aminareo, na manam-pinôna sady tsisy fisalasalana anareo, de tsy zay namboarina tamin'ny aviavy io my ny hamboarinareo, fa ndre de hizaka amin'ny tendrombohitra ity aza hoe: 'Miongota de milavoa an-dranomasina agny', de ekeny zany. \v 22 Zegny raha angatahinareo am-bavaka, na am-pinôna, de ho azonareo."