-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/09.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 9 Aveo de nandeha talohan'iJesôsy ny olona mban'ny zegny nagnaraka anazy sady nitabataba hoe : "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! De isaorana ilay tonga avy tamin'ny agnaran'ny Tompo! Hosana agny amin'ny avo indrindra!"\v 10 Ndreka niditra tao Jerosalema Jesôsy, de nihoaika ny tanan-draika de nagnano hoe : "Ka iza ma io?" \v 11 De nivalin'olona hoe :"Izy no Jesôsy ilay mpaminany avy agny Nazareta agny Galilia."