-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/01.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 1 Ndreka nagnantogna an'i Jerosalema Jesôsy mban'ny mpianatrany de nandeha ta Betifaga, amin'ny tendrombohitra Oliva, de nagniraka mpianatra roy Jesôsy,\v 2 nizaka tamin'iary zareo hoe : "Mandiana amin'ny vohitra magnaraka an'io, fa eo noho eo de hahita ampondra mifatotra anareo sady misy zanaka apondra koa miaraka aminazy. Tatay iary zareo de handozy aminaha aty. \v 3 ka na misy mizaka anareo mikasika anazy, de zakay hoe :"Misy raha ilan'ny Tompo an'azy, de halefan'olona miaraka aminareo eo noho eo izany."