-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/25.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 25 Ndreka naregny an'zany ny mpianatra, de talanjogna tegnany ka nizaka hoe: "Iza arika zany no afaka ho vonjena?"\v 26 Nijery an'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Amin'olona de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny raha marobe de azo atao."\v 27 Aveo Petera namaly de nizaka hoe: "Io, navelanay ny raha marobe de nagnaraka anao zahay. Ino arika no ho azonay?"