-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/32.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 32 Aveo nagnatso an'azy ny mpampiasan'io mpiasa io, de nizaka an'azy hoe: 'Anao de mpiasa ratsy fagnahy, navelako ny trosa marobe taminao satria anao nitalaho taminaha.\v 33 Tsy tokony hanagna famindram-po amin'ny mpiara-miasa aminao koa ma anao, kara ny nanagnako famindrm-po taminao?'