-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/12.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 12 Ino ny eritreritrareo? Naha misy managna ondry zato, ka mandea amin'ny làlana tsy izy ny raika amin'iary zareo, de tsy hilôzany ekany ny sivy amby sivifolo eo amin'ny roranga va izy de mandea miaragna ny raika very?\v 13 Naha hitany zany, de zakaiko marina aminareo, fa mifaly amin'zany mihoatra nony iregny sivy amby sivifolo zay tsy nandea amin'ny làlana diso izy.\v 14 Karany zany my koa, tsy ten'ny Iabanareo agny an-dagnitra ny havery ny raika amin'iregny madinika iregny.