-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/09.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 9 Naha miteraka fatafitohinana ho anao ny masonao raika, hongoty zany hiala eo aminao. Tsara ho anao ny miditra agny amin'ny fiaignana mandrakizay miaraka amin'ny maso tokana nony hoe very agny amin'ny afo tsy mety maty miaraka amin'ny maso roy.