-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 26 Dreka nizaka Petera hoe: "Avy amin'ny vahiny," De nizaka Jesôsy tamin'azy hoe: "De afaka amin'ny fagnefana an'zany ny fokonolona.\v 27 Ny mbatsy hampanotantsena ny mpangala hetra, de mandiana an-dranomasina anao, atsipazo ao ny vitana, de alay ny laoka zay miakatra voalohany. Ndreka voadagnadagnanao ny vavany, de hahitanao sakely ao. De alay zany ka omeo ny mpangala hetra mba hagnefana ne anaha de ne anao."