-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/19.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 19 De nagnatogna an'i Jesôsy mangingina ny mpianatra de nizaka hoe: "Magnino na tsy navôrôka an'igny ahay?"\v 20 Jesôsy nizaka a'iary zareo hoe: "Nony finoana bitaka anareo. Fa zakaiko marina aminareo, na managna finoana na de bitaka kara ny voatsinampy aza anareo, de afaka mizaka amin'ny tedrombohitra anareo hoe: Miala teto ho etsy,' de hifindra zany sady tsy hisy na ino na ino tsy tsy ho hainareo.\v 21 [Fagnamarihana: ny dikan-teny taloha tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v. 21. "Fa ny karazanagny devoly ty de tsy mivôka raha tsy vavaka sady fifadian-kanina."]