-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/14.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 14 Ndreka tonga teo amin'ny fokonolona iary zareo, de nisy lilay raika nagnatogna an'Azy, de nandohalika talohany teo, sady nizaka hoe,\v 15 "Tompo, managna famindram-po amin'ny zanako lilay va anao? tratra boloka mako izy ao de mijaly mafy. Matetika lavo agnaty afo sady agnati rano izy.\v 16 Nandosiko tamin'ny mpianatra izy, nefa tsy afaka nagnasitrana an'azy iary zareo."