-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/11.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka hoe: "Elia de hoavy tokôtra sady hagnerigna amin'ny lôniny ny raha marobe.\v 12 Zakaiko aminareo nefa, fa efa tonga Elia, fa iary zareo no tsy nafatatra an'azy. Mifanohitra amin'ny zany, nagnano raha marobe zay teny natao tamin'iary zareo. Sady kara an'zany my koa, ny Zanak'Olona my koa de hijaly eo atagnan'iary zareo. \v 13 Aveo de azon'ny mpianatra fa nizaka ny momba an'i Jaona mpagnano batisa Izy.