-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/24.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 24 Aveo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa n'iza n'iza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, ka n'iza n'iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo an'zany \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na de mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino ataon'ny olona ho takalon'ny aignany?